Je voudrais suivre un cours, gratuitement.

Inscrivez-vous.
Thème
Agriculture et sécurité alimentaire
Résilience climatique
Ressources
document
Catégorie
Documents
Année
2021
Objectifs de développement durable

Afisy fampianarana Volivary Zanatany

Ireto afisy fampianarana ireto dia natao hanampiana ny mpamboly sy ny mpanentana momba ny fampandroasoana mba hahaizany mampihatra ny Volivary Zanatany.

Rehefa nampiasa ireto afisy fampianarana ireto, ny mpiofana dia afaka:
Manazava ny fepetra amin’ny Volivary Zanatany sy ny tombontsoa azo avy aminy
Manazava ny dingana lehibe arahina amin’ny fampiharana ireo fepetra momba ny Volivary Zanatany
Ireto afisy fampianarana ireto dia misy amin’ny teny Frantsay sy teny Malagasy.

Ireto afisy fampianarana ireto dia novokarin’ny Aga Khan Foundation (AKF) sy ny “Organisation de Soutien pour le Développement Rural à Madagascar (OSDRM)” izay notohanan’i Innocent Foundation.

Izy ireo dia novokarin’ny tetikasa SPEEDRINCE “Scaling-up, Promoting and Expanding Effortless Direct-seeding Rice permaculture” izay notanterahin’i AKF tao anatin’ny fandaharan’asa: fahaiza-mioitra manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fambolena miahy tontolo iainana.
Ity asa ity dia voafehin’ny lalàna “the Creative Commons Attribution-NonCommercial-NoDerivatives License

These training posters were developed to help farmers and development practitioners learn how to implement the principles of the Zanatany System of rice cultivation.

By using these training posters, learners will be able to:

  • Describe principles of the Zanantany System and their benefits.
  • Describe the key steps required to implement the Zanatany principles.

These training posters are available in French and Malagasy.

The training posters were developed by Aga Khan Foundation (AKF) and Organisation de Soutien pour le Développement Rural à Madagascar (OSDRM) with the support of the Innocent Foundation.

They were produced as part of AKF’s Scaling-up, Promoting and Expanding Effortless Direct-seeding Rice permaculture (SPEEDRICE) Project under its climate resilience and regenerative farming programmes.

This work is licensed under the Creative Commons Attribution-NonCommercial-NoDerivatives License. You can view a copy of this license here.

Téléchargements

Dingana 1 amin’ny Teknika fambolem-bary Zanatany

Dingana 2 amin’ny teknika fambolem-bary zanatany

Dingana 3 amin’ny teknika fambolem-bary zanatany

Dingana 4 amin’ny teknika fambolem-bary zanatany

Thème
Agriculture et sécurité alimentaire
Résilience climatique
Ressources
Document
Catégorie
Année
Objectifs de développement durable

Partenaires pour le développement du contenu

Vous pourriez également être intéressé par

Vidéo de démonstration

Vidéos de formation sur le système Zanatany

French / Français, Malagasy

Votre certificat
est prêt !

Félicitations

Vous avez terminé avec succès

Enquête sur les cours

Veuillez indiquer dans quelle mesure vous êtes d'accord avec les affirmations suivantes.